Ecclesiastes 6:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay efa teo dia voalaza anarana hatry ny fony ela, ary fantatra fa ny olombelona dia tsy mahazo mifandahatra amin’Izay mahery noho izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zavatra tonga rehetra, dia efa voatondro anarana rahateo; fantatra ihany izay ho toetry ny olona; ary tsy mahazo mifandahatra amin’izay mahery noho izy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra misy dia efa voalaza anarana hatry ny ela ary iaraha-mahalala ny atao hoe olombelona; kanefa tsy azony atao ny mifandahatra amin’izay mahery noho izy.
Malagasy Bible 1865
Izay efa teo dia voalaza anarana hatry ny fony ela, ary fantatra fa ny olona dia tsy mahazo mifandahatra amin'izay mahery noho izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay efa teo dia voalaza anarana hatry ny fony ela, ary fantatra fa ny olombelona dia tsy mahazo mifandahatra amin’Izay mahery noho izy.
malagasy
Izay efa teo dia voalaza anarana hatry ny fony ela, ary fantatra fa ny olona dia tsy mahazo mifandahatra amin'izay mahery noho izy.