Ecclesiastes 6:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny hamaron’ny teny no maha maro ny zava-poana, koa inona no tombontsoa azon’ny olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa betsaka ny teny izay mampitombo ny zava-poana fotsiny: ka inona no soa azon’ny olona amin’izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa arakaraka ny mahabe ny teny no mahabe ny zava-poana. Koa inona no soa azon’ny olona amin’izany?
Malagasy Bible 1865
Fa maro ny zavatra mahabe ny zava-poana, koa inona no soa azon'ny olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny hamaron’ny teny no maha maro ny zava-poana, koa inona no tombontsoa azon’ny olona?
malagasy
Fa maro ny zavatra mahabe ny zava-poana, koa inona no soa azon'ny olona?Fa iza no mahalala izay mahasoa ny olona amin'izao fiainana izao, dia ny andro vitsy mandalo foana izay laniny toy ny fihelin'ny aloka? Fa iza no hahalaza amin'ny olona izay zavatra ho avy any aoriany atỳ ambanin'ny masoandro?