Ecclesiastes 6:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tamin’ny zava-poana no niaviany ary ao amin’ny maizina no alehany, sady ho voasaron’ny haizina ny anarany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria foana ny nahatongavany, amin’ny maizina no ahalasanany; ho voasaron’ny haizina ny anarany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia zava-poana aza ny nahatongavan’io zazarano io ka tao anaty haizina no nahalasanany ary tsy hotsarovana intsony izy;
Malagasy Bible 1865
Fa toa zava-poana no nihavian'io, ary mandeha ao amin'ny maizina izy, sady ho voasaron'ny aizina ny anarany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tamin’ny zava-poana no niaviany ary ao amin’ny maizina no alehany, sady ho voasaron’ny haizina ny anarany,
malagasy
Fa toa zava-poana no nihavian'io, ary mandeha ao amin'ny maizina izy, sady ho voasaron'ny aizina ny anarany,