Ecclesiastes 6:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy nahita na nahalala ny masoandro akory koa izy; mahita fitsaharana be kokoa noho izy ilay tsy tonga volana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy hitany na fantany akory izay masoandro; be fialan-tsasatra izy noho ilay olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na tsy hitany na fantany akory aza izay masoandro, dia miadana kokoa noho ilay ela velona teo izy.
Malagasy Bible 1865
ary koa, tsy nahita na nahalala ny masoandro akory izy, mahita fitsaharana bebe kokoa noho ilay teo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy nahita na nahalala ny masoandro akory koa izy; mahita fitsaharana be kokoa noho izy ilay tsy tonga volana.
malagasy
ary koa, tsy nahita na nahalala ny masoandro akory izy, mahita fitsaharana bebe kokoa noho ilay teo izy.