Ecclesiastes 6:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fisasarana rehetra ataon’ny olona dia ho an’ny sakafony ihany, nefa tsy mety afa-po ny faniriany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’ny olombelona dia ho an’ny vavany avokoa, nefa ny faniriany tsy mety afa-po na oviana na oviana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miasa ny olona mba hampitony ny filàny saingy tsy mety afa-po izy.
Malagasy Bible 1865
Ny fisasarana rehetra ataon'ny olona dia ho an'ny vavany ihany, nefa tsy mety afa-po ny faniriany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fisasarana rehetra ataon’ny olona dia ho an’ny sakafony ihany, nefa tsy mety afa-po ny faniriany.
malagasy
Ny fisasarana rehetra ataon'ny olona dia ho an'ny vavany ihany, nefa tsy mety afa-po ny faniriany.