Ecclesiastes 6:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa inona no soa azon’ny hendry mihoatra noho ny adala? Tombontsoa inona no ananan’ny mahantra izay mahay mitondra tena eo imason’ny velona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa inona no soa azon’ny hendry mihoatra noho ny an’ny adala? inona no soa azon’ny mahantra mahay mitondra tena eo imason’ny velona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa inona no soa azon’ny hendry miohatra amin’ny adala? Inona no soa azon’ny olo-mahantra izay mahay miavo-tena eo amin’ny fiainana?
Malagasy Bible 1865
Fa inona no soa azon'ny hendry noho ny adala? Inona no azon'ny malahelo izay mahay mitondra tena eo imason'ny velona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa inona no soa azon’ny hendry mihoatra noho ny adala? Tombontsoa inona no ananan’ny mahantra izay mahay mitondra tena eo imason’ny velona?
malagasy
Fa inona no soa azon'ny hendry noho ny adala? Inona no azon'ny malahelo izay mahay mitondra tena eo imason'ny velona?