Ecclesiastes 6:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny eo am-pelatanana dia tsara noho ny nofinofy. Zava-poana sy sambo-drivotra koa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo ny hita maso, toy izay ny firedireden’ny faniriana. Zava-poana amam-panenjehan-drivotra ihany koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo mifaly amin’izay ananana hitan’ny maso toy izay manaiky harebirebin’ny faniriana, satria zava-poana sy manenji-drivotra koa izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fahitan'ny maso dia mahafinaritra noho ny firenirenin'ny faniriana. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny eo am-pelatanana dia tsara noho ny nofinofy. Zava-poana sy sambo-drivotra koa izany.
malagasy
Ny fahitan'ny maso dia mahafinaritra noho ny firenirenin'ny faniriana. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.[Na: Homan-drivotra]