Ecclesiastes 7:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny laza soa noho ny menaka manitra ary ny andro ahaterahana dia tsy mahaleo ny andro ahafatesana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo laza soa, toy izy hanitra soa; ary aleo ny andro ahafatesana, toy izay ny andro ahaterahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo manana laza tsara toy izay manana ilomanitra lafo vidy; ary aleo ny andro hahafatesan’ny olona toy izay ny andro nahaterahany.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny laza soa noho ny menaka manitra; ary ny andro ahaterahana tsy mahaleo ny andro ahafatesana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny laza soa noho ny menaka manitra ary ny andro ahaterahana dia tsy mahaleo ny andro ahafatesana.
malagasy
[Ohabolana samy hafa ny amin'ny mahasoa ny olombelona] Tsara ny laza soa noho ny menaka manitra; ary ny andro ahaterahana tsy mahaleo ny andro ahafatesana.