Ecclesiastes 7:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza milaza hoe: Ahoana no nahatsara ny andro taloha noho ny ankehitriny? Fa tsy avy amin’ny fahendrena no anontanianao izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao hoe: Nahoana ny andro taloha, no tsara noho ny ankehitriny? fa tsy mba fahendrena no anontaniana an’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manontany hoe: Nahoana no tsara ny taloha noho ny ankehitriny? Fa tsy fahendrena ny anontanianao izany.
Malagasy Bible 1865
Aza manao hoe: Ahoana no nahatsara ny andro taloha noho ny ankehitriny? fa tsy avy amin'ny fahendrena no anontanianao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza milaza hoe: Ahoana no nahatsara ny andro taloha noho ny ankehitriny? Fa tsy avy amin’ny fahendrena no anontanianao izany.
malagasy
Aza manao hoe: Ahoana no nahatsara ny andro taloha noho ny ankehitriny? fa tsy avy amin'ny fahendrena no anontanianao izany.