Ecclesiastes 7:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara tahaka ny lova ny fahendrena, sady zava-mahasoa ho an’izay mahita masoandro izany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara ny fahendrena miaraka aman-dova, ary mahasoa an’izay mahita masoandro izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara tahaka ny lova ny fahendrena ka mahasoa ny olon-drehetra.
Malagasy Bible 1865
Tsara tahaka ny lova ny fahendrena, sady zava-mahasoa ho an'izay mahita masoandro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara tahaka ny lova ny fahendrena, sady zava-mahasoa ho an’izay mahita masoandro izany
malagasy
Tsara tahaka ny lova ny fahendrena, sady zava-mahasoa ho an'izay mahita masoandro izany.