Ecclesiastes 7:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria fialokalofana ny fahendrena ary fialokalofana ny vola; fa ny mahatsara ny fahalalana dia izao: Maharo ny ain’izay manana azy ny fahendrena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa sahala ny fiarovana avy amin’ny vola sy ny fiarovana avy amin’ny fahendrena; nefa soa manan-tombo ny fahaizana, dia mampiaina an’izay manana azy ny fahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahendrena dia toy ny vola ka miaro amin’ny loza maro; manalava ny andron’izay manana azy izy, ka mahasoa ny fahalalana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa fialokalofana ny fahendrena, ary fialokalofana ny vola; ary ny mahatsara ny fahalalana dia izao: Maharo ny ain'ny manana azy ny fahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria fialokalofana ny fahendrena ary fialokalofana ny vola; fa ny mahatsara ny fahalalana dia izao: Maharo ny ain’izay manana azy ny fahendrena.
malagasy
Fa fialokalofana ny fahendrena, ary fialokalofana ny vola; ary ny mahatsara ny fahalalana dia izao: Maharo ny ain'ny manana azy ny fahendrena.