Ecclesiastes 7:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Diniho ny asan’Andriamanitra; fa iza moa no mahahitsy izay nataony meloka?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ange ny asan’Andriamanitra: Zovy moa no hahahitsy izay nomelohiny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hevero ny asan’Andriamanitra, fa izay nataony mibiloka tsy misy afa-manitsy.
Malagasy Bible 1865
Saino ny asan'Andriamanitra; fa iza moa no mahahitsy izay nataony ho meloka?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Diniho ny asan’Andriamanitra; fa iza moa no mahahitsy izay nataony meloka?
malagasy
Saino ny asan'Andriamanitra; fa iza moa no mahahitsy izay nataony ho meloka?