Ecclesiastes 7:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao rehetra izao dia efa hitako tamin’ny androko mandalo foana: misy marina maty noho ny fahamarinany ary misy meloka ela velona noho ny faharatsiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao rehetra izao no efa samy hitako, tamin’ny andron’ny hatsinontsinoko. Misy marina, maty amin’ny fahamarinany; ary misy ratsy fanahy ela velona amin’ny faharatsiany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nandritra ny androm-piainako mihelina no nahatsapako fa mety hitranga ny zava-drehetra. Misy olo-marina maty, satria olo-marina izy; kanefa misy olon-dratsy ela velona, satria ratsy toetra izy.
Malagasy Bible 1865
Izao rehetra izao dia efa hitako tamin'ny androko mandalo foana: misy marina maty amin'ny hamarinany; ary misy meloka ela velona amin'ny haratsiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao rehetra izao dia efa hitako tamin’ny androko mandalo foana: misy marina maty noho ny fahamarinany ary misy meloka ela velona noho ny faharatsiany.
malagasy
Izao rehetra izao dia efa hitako tamin'ny androko mandalo foana: misy marina maty amin'ny hamarinany; ary misy meloka ela velona amin'ny haratsiany.