Ecclesiastes 7:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza marina loatra ary aza miseho ho hendry loatra; nahoana no hosimbanao ny tenanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza dia marin-doatra, ary aza dia miseho ho hendry loatra: ahoana no hitadiavanao hamono tena?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy ho marina loatra na diso hendry koa. Nahoana no manimba tena ianao?
Malagasy Bible 1865
Aza marina loatra, ary aza miseho ho hendry loatra; nahoana noho simbanao ny tenanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza marina loatra ary aza miseho ho hendry loatra; nahoana no hosimbanao ny tenanao?
malagasy
Aza marina loatra, ary aza miseho ho hendry loatra; nahoana noho simbanao ny tenanao?