Ecclesiastes 7:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza ratsy loatra ary aza adala; nahoana no ho faty raha tsy mbola tonga ny andronao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza dia sompatra loatra, ary aza dia adala: Ahoana no hitadiavanao ny ho faty alohan’ny fotoanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza dia ratsy fanahy loatra na mitondra tena toy ny adala koa. Nahoana ianao no ho faty alohan’ny fotoanandronao?
Malagasy Bible 1865
Aza ratsy loatra ianao, ary aza adala; nahoana no ho faty ianao, raha tsy efa tonga ny andronao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza ratsy loatra ary aza adala; nahoana no ho faty raha tsy mbola tonga ny andronao?
malagasy
Aza ratsy loatra ianao, ary aza adala; nahoana no ho faty ianao, raha tsy efa tonga ny andronao?