Ecclesiastes 7:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara raha mitana iroa ianao, nefa aza mampiala ny tananao amin’itsy; fa izay matahotra an’Andriamanitra dia ho afaka amin’izany rehetra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara ny hitananao an’ity, sy tsy hanaovanao mosalahy amin’irỳ; fa ny matahotra an’Andriamanitra manalavitra ireo zavatra rehetra diso ohatra ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara ny manaraka ireo torohevitra roa ireo, fa izay manaja an’Andriamanitra no hiala amin’ny toetra mihoa-pampana.
Malagasy Bible 1865
Tsara raha mitana iroa ianao, nefa aza mampiala ny tananao amin'itsy; fa izay matahotra an'Andriamanitra dia ho afaka amin'izany rehetra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara raha mitana iroa ianao, nefa aza mampiala ny tananao amin’itsy; fa izay matahotra an’Andriamanitra dia ho afaka amin’izany rehetra izany.
malagasy
Tsara raha mitana iroa ianao, nefa aza mampiala ny tananao amin'itsy; fa izay matahotra an'Andriamanitra dia ho afaka amin'izany rehetra izany.