Ecclesiastes 7:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahendrena dia mahatonga ny hendry hahery kokoa noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny hendry, omen’ny fahendrena hery, mihoatra noho ny an’ny mpanapaka folo ao an-tanàna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahendrena dia mahatarika ny hendry mihoatra noho ny mpitondra folo mifehy tanàna iray.
Malagasy Bible 1865
Ny fahendrena no maharo ny hendry mihoatra noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahendrena dia mahatonga ny hendry hahery kokoa noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.
malagasy
Ny fahendrena no maharo ny hendry mihoatra noho ny mpanapaka folo ao an-tanàna.