Ecclesiastes 7:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny mankany amin’ny trano misy fisaonana noho ny mankany amin’ny trano misy fanasana, fa ho amin’io no hiafaran’ny olombelona rehetra, koa ny velona dia handatsaka izany am-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo mankany an-trano misy fisaonana, toy izay mankany an-trano misy fanasana; satria itsy voalohany ny isehoan’ny hiafaran’ny olombelona, ka atodiky ny velona hieritreritra an’izany ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo miditra amin’ny trano misy fisaonana toy izay mankany amin’ny trano misy fanasana. Ny fahafatesana no fiafaran’ny olona rehetra ka tsara ny hahatsiarovan’ny velona izany.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny mankamin'ny trano misy fisaonana noho ny mankamin'ny trano misy fanasana; fa ho amin'iny no hiafaran'ny olombelona rehetra, ary ny velona handatsaka am-po izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny mankany amin’ny trano misy fisaonana noho ny mankany amin’ny trano misy fanasana, fa ho amin’io no hiafaran’ny olombelona rehetra, koa ny velona dia handatsaka izany am-po.
malagasy
Tsara ny mankamin'ny trano misy fisaonana noho ny mankamin'ny trano misy fanasana; fa ho amin'iny no hiafaran'ny olombelona rehetra, ary ny velona handatsaka am-po izany.