Ecclesiastes 7:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy misy olona marina ambonin’ny tany izay manao ny tsara ka tsy manota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy misy olombelona marina amin’ny tany, izay manao ny tsara, ka tsy manota akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eto ambonin’ny tany manko dia tsy misy olo-marina izay manao ny tsara kanefa tsy diso.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy misy olona marina ambonin'ny tany izay manao tsara ka tsy manota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy misy olona marina ambonin’ny tany izay manao ny tsara ka tsy manota.
malagasy
Fa tsy misy olona marina ambonin'ny tany izay manao tsara ka tsy manota.