Ecclesiastes 7:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza mihaino izay teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza asianao raharaha loatra izao teny lazaina rehetra izao; fandrao dia renao manozona anao ny mpanomponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza henoina avokoa izay rehetra lazain’ny olona, fandrao handre ny mpanomponao hiteny ratsy anao ianao amin’ny farany.
Malagasy Bible 1865
Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza mihaino izay teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao
malagasy
Aza mihainohaino ny teny rehetra tenenina, fandrao handre ny mpanomponao manozona anao ianao;