Ecclesiastes 7:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria fantatrao tsara fa matetika ny tenanao koa dia mba efa nanozona ny sasany ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria fantatry ny fieritreretanao fa matetika dia efa nanozona ny sasany koa ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatrao koa fa matetika ny tenanao no miteny fanaratsiana ny hafa.
Malagasy Bible 1865
fa fantatry ny fonao fa na dia ny tenanao aza dia mba efa nanozona ny sasany matetika ihany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria fantatrao tsara fa matetika ny tenanao koa dia mba efa nanozona ny sasany ihany.
malagasy
fa fantatry ny fonao fa na dia ny tenanao aza dia mba efa nanozona ny sasany matetika ihany koa.

Recommended Reading