Ecclesiastes 7:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany rehetra izany dia nozahako toetra tamin’ny fahendrena. Hoy aho: Ho hendry aho. Kanjo lavitra ahy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitako tamin’ny fahendrena, fa marina izany rehetra izany; dia hoy aho: Ho hendry aho! kanjo nitoetra lavitra ahy ny fahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nodinihiko tamim-pahendrena izany rehetra izany, ka hoy aho anakampoko: «Mba ho hendry aho.» Nefa ambony ho ahy io tanjona io.
Malagasy Bible 1865
Izany rehetra izany dia notsapaiko tamin'ny fahendrena. Hoy izaho: Ho hendry aho; kanjo lavitra ahy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany rehetra izany dia nozahako toetra tamin’ny fahendrena. Hoy aho: Ho hendry aho. Kanjo lavitra ahy izany.
malagasy
Izany rehetra izany dia notsapaiko tamin'ny fahendrena. Hoy izaho: Ho hendry aho; kanjo lavitra ahy izany.