Ecclesiastes 7:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, lavitra ny zava-misy; lalina dia lalina! Iza no hahatakatra azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay tonga dia lavitra sady lalina dia lalina; ka zovy no mahatratra izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ambony noho ny zava-misy izany sady lalina dia lalina! Iza no hahatakatra azy?
Malagasy Bible 1865
Eny, izay rehetra lavitra sady lalina dia lalina, iza no mahatakatra azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, lavitra ny zava-misy; lalina dia lalina! Iza no hahatakatra azy?
malagasy
Eny, izay rehetra lavitra sady lalina dia lalina, iza no mahatakatra azy?