Ecclesiastes 7:28 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mbola notadiaviko koa nefa tsy hitako, dia izao: Lehilahy iray no hitako ho marina tao amin’ny arivo; fa tao amin’ny vehivavy rehetra dia tsy nisy hitako na dia iray akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa jereo ange, izao no hitako: Nataon’Andriamanitra mahitsy fo ny olona, fa mamorona saim-petsy maro kosa izy ireo.
Malagasy Bible 1865
Izay notadiaviko koa, fa tsy hitako, dia izao: lehilahy iray no hitako ho marina tao amin'ny arivo; fa tao amin'ny vehivavy arivo dia tsy nisy hitako na dia iray akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mbola notadiaviko koa nefa tsy hitako, dia izao: Lehilahy iray no hitako ho marina tao amin’ny arivo; fa tao amin’ny vehivavy rehetra dia tsy nisy hitako na dia iray akory aza.
malagasy
Izay notadiaviko koa, fa tsy hitako, dia izao: lehilahy iray no hitako ho marina tao amin'ny arivo; fa tao amin'ny vehivavy arivo dia tsy nisy hitako na dia iray akory aza.[Heb. teo amin'ireo dia tsy nisy vehivavy hitako,etc]Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy.