Ecclesiastes 7:29 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, izao ihany no hitako: Nataon’Andriamanitra mahitsy ny olombelona, fa izy tenany ihany no namorona tetika maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no zavatra hany mba fantatro: Andriamanitra dia nanao ny olombelona mahitsy fo, saingy ireo no nampananosarotra zavatra maro.
Malagasy Bible 1865
Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, izao ihany no hitako: Nataon’Andriamanitra mahitsy ny olombelona, fa izy tenany ihany no namorona tetika maro.
malagasy
Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy.