Ecclesiastes 7:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny alahelo noho ny hehy, fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety ho tsara ihany ny fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo alahelo toy izay hehy; fa ny tarehy malahelo, mahasoa ny fo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo ny fijaliana toy izay ny fihomehezana; fa na dia manjombona aza ny tarehy, dia mety sambatra ihany ny fo.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny alahelo noho ny hehy; fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety tsara ihany ny fo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny alahelo noho ny hehy, fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety ho tsara ihany ny fo.
malagasy
Tsara ny alahelo noho ny hehy; fa na dia malahelo aza ny tarehy, mety tsara ihany ny fo.[Na: faly]