Ecclesiastes 7:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fon’ny hendry dia ao amin’ny trano misy fisaonana, fa ny fon’ny adala kosa dia any amin’ny trano misy fifaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fon’ny hendry, ao an-trano misy fisaonana, fa ny fon’ny adala, ao an-trano misy fifaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’ny toerana misy fisaonana no ahitana ny fon’olon-kendry ary ao amin’ny toerana misy fifaliana no ahitana ny fon’olona adala.
Malagasy Bible 1865
Ny fon'ny hendry dia ao amin'ny trano misy fisaonana; fa ny fon'ny adala kosa dia ao amin'ny trano misy fifaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fon’ny hendry dia ao amin’ny trano misy fisaonana, fa ny fon’ny adala kosa dia any amin’ny trano misy fifaliana.
malagasy
Ny fon'ny hendry dia ao amin'ny trano misy fisaonana; fa ny fon'ny adala kosa dia ao amin'ny trano misy fifaliana.