Ecclesiastes 7:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny mihaino ny anatra mafy ataon’ny hendry noho ny mihaino ny hiran’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo mihaino ny fananaran’ny hendry, toy izay mihaino ny hiran’ny adala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo mihaino ny anatry ny hendry toy izay ny hiran’adala.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny mihaino ny anatra mafy ataon'ny hendry noho ny mihaino ny hiran'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny mihaino ny anatra mafy ataon’ny hendry noho ny mihaino ny hiran’ny adala.
malagasy
Tsara ny mihaino ny anatra mafy ataon'ny hendry noho ny mihaino ny hiran'ny adala.