Ecclesiastes 7:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny firefodrefotry ny tsilo ao ambanin’ny vilany, dia tahaka izany ny fihomehezan’ny adala. Izany koa aza dia zava-poana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa toy ny firefodrefotry ny tsilo ambany vilany ny hehin’ny adala. Zava-poana koa izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fihomehezan’ny adala dia toy ny fipoapoaky ny tsilo mirehitra ao ambany vilany; zava-poana koa izany.
Malagasy Bible 1865
Toy ny firefodrefotry ny tsilo eo ambanin'ny vilany, dia tahaka izany ny fihomehezan'ny adala; zava-poana koa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny firefodrefotry ny tsilo ao ambanin’ny vilany, dia tahaka izany ny fihomehezan’ny adala. Izany koa aza dia zava-poana.
malagasy
Toy ny firefodrefotry ny tsilo eo ambanin'ny vilany, dia tahaka izany ny fihomehezan'ny adala; zava-poana koa izany.