Ecclesiastes 7:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara ny fiafaran’ny raharaha iray noho ny fiandohany; tsara ny mahari-po noho ny miavonavona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo ny fiafaran’ny zavatra, toy izay ny fiandohany; aleo fo mahalefitra, toy izay fo miavonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aleo ny mamarana asa toy izay ny manomboka azy; aleo olona mahari-po toy izay ny miavonavona.
Malagasy Bible 1865
Tsara ny iafaran'ny raharaha noho ny iandohany; tsara ny mahari-po noho ny miavanavom-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara ny fiafaran’ny raharaha iray noho ny fiandohany; tsara ny mahari-po noho ny miavonavona.
malagasy
Tsara ny iafaran'ny raharaha noho ny iandohany; tsara ny mahari-po noho ny miavanavom-panahy.