Ecclesiastes 7:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy halaky tezitra ianao, fa ny fahatezerana dia milafika ao am-pon’ny adala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza maika foana ny ho tezitra am-po; fa ny tratran’ny adala no fitoeran’ny hatezerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy ho mora tezitra ianao fa ny adala ihany no malaky tezitra.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao; fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran'ny adala.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy halaky tezitra ianao, fa ny fahatezerana dia milafika ao am-pon’ny adala.
malagasy
Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao; fa ny fahatezerana mitoetra ao an-tratran'ny adala.