Ecclesiastes 8:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no tahaka ny hendry? Ary iza no mahalala izay anton-javatra ao ambadiky ny zava-miseho? Ny fahendren’ny olona dia mahamiramirana ny tarehiny ary manova ny endriny masiaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa no tahaka ny hendry, ary zovy no mahalala ny anton-javatra, toa azy? Ampamirapiratin’ny fahendren’ny olona ny tarehiny, ary ny tarehiny marokoroko dia voaova.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy misy olona tena hendry ary tsy misy koa mahafantatra ny tena dikan-javatra. Kanefa ny fahendren’ny olona manazava ny tarehiny ary manalefaka ny endriny.
Malagasy Bible 1865
Iza no toy ny hendry? Ary iza no mahalala izay anton-javatra? Ny fahendren'ny olona mahamiramirana ny tarehiny, ary voaova ny fahadontoan'ny endriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no tahaka ny hendry? Ary iza no mahalala izay anton-javatra ao ambadiky ny zava-miseho? Ny fahendren’ny olona dia mahamiramirana ny tarehiny ary manova ny endriny masiaka.
malagasy
Iza no toy ny hendry? Ary iza no mahalala izay anton-javatra? Ny fahendren'ny olona mahamiramirana ny tarehiny, ary voaova ny fahadontoan'ny endriny.