Ecclesiastes 8:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Saingy tsy tanterahina haingana ny didy ho famaliana ny ratsy natao dia feno faniriana hanao asa ratsy ny fon’ny zanak’olombelona ao anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy tsy tanterahina vetivety, ny teny fitsarana navoaka hamaliana ny ratsy atao, ka noho izany ny fon’ny zanak’olombelona dia mihasahy ao anatiny amin’ny fanaovan-dratsy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy tanterahina eo no ho eo akory ny famaliana ny ratsy atao; dia izany no ikirizan’ny olona hanao ratsy.
Malagasy Bible 1865
Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Saingy tsy tanterahina haingana ny didy ho famaliana ny ratsy natao dia feno faniriana hanao asa ratsy ny fon’ny zanak’olombelona ao anatiny.
malagasy
Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy.