Ecclesiastes 8:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, fa na manao asa ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an’izay matahotra an’Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa na hanao ratsy injato aza ny mpanota, ka ho lava andro iainana koa, fantatro fa ny fahasambarana kosa, dia an’izany matahotra an’Andriamanitra, dia izay tsindrian’ny fahatahorana eo anatrehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mety ho mpanao ratsy an-jatony ny mpanota iray, kanefa dia ela velona ihany. Fantatro kosa ny hoe: «Izay manaja an’Andriamanitra ihany no ho sambatra, dia ireo manaja Azy tokoa.
Malagasy Bible 1865
Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an'izay matahotra an'Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, fa na manao asa ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an’izay matahotra an’Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.
malagasy
Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ihany, dia fantatro kosa fa hisy soa ho an'izay matahotra an'Andriamanitra, dia izay matahotra eo anatrehany.