Ecclesiastes 8:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hisy soa ho an’ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela satria tsy matahotra eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy mba an’ny ratsy fanahy, ny hasambarana; ary ho toy ny aloka izy fa tsy lava andro iainana, noho izy tsy matahotra an’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny olon-dratsy kosa dia tsy ho sambatra. Hiserana toy ny aloka izy ary ho faty tanora satria tsy nanaja an’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Fa tsy hisy soa ho an'ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela, satria tsy matahotra eo anatrehan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hisy soa ho an’ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela satria tsy matahotra eo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy
Fa tsy hisy soa ho an'ny ratsy fanahy; fa ho toy ny aloka izy ka tsy haharitra ela, satria tsy matahotra eo anatrehan'Andriamanitra.