Ecclesiastes 8:17 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hitako avokoa ny asan’Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain’ny olona ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona tsy ho hitany; eny, raha milaza hahafantatra izany aza ny hendry dia tsy hisy hahazoany mamantatra izany akory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hitako fa hain’olombelona fantarina ny asa atao atỳ ambany masoandro; misasatra mitady ny olombelona fa tsy mahita, na maniry te-hahalala aza ny hendry dia tsy mahatakatra koa.
Malagasy Bible 1865
dia hitako avokoa ny asan'Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain'ny olona ny asa atao atỳ ambanin'ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona, tsy ho hitany; eny, na ny hendry aza no manao hahafantatra izany, dia tsy ho azony fantarina akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hitako avokoa ny asan’Andriamanitra, fa tsy takatry ny sain’ny olona ny asa atao etỳ ambanin’ny masoandro; koa na dia mikely aina hitady izany aza ny olona tsy ho hitany; eny, raha milaza hahafantatra izany aza ny hendry dia tsy hisy hahazoany mamantatra izany akory.
malagasy