Ecclesiastes 8:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy aho: Tandremo ny didin’ny mpanjaka, ary izany dia noho ny fianianana nataon’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy aho: Tandremo ny didin’ny mpanjaka, noho ny efa nianianana tamin’Andriamanitra:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tandremo ny baikon’ny mpanjaka. Efa nianiana taminy teo anatrehan’Andriamanitra ianao,
Malagasy Bible 1865
Hoy izaho: Tandremo ny didin'ny mpanjaka noho ny efa nianianana tamin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy aho: Tandremo ny didin’ny mpanjaka, ary izany dia noho ny fianianana nataon’Andriamanitra.
malagasy
Hoy izaho: Tandremo ny didin'ny mpanjaka noho ny efa nianianana tamin'Andriamanitra.