Ecclesiastes 8:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza malaky manalavitra azy; aza mikikitra amin’ny raharaha ratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza maika hiala eo anatrehany. Aza mikiribiby amin’ny zavatra tsy mety, fa izay sitrany rehetra azony atao avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka aoka tsy halaky hiendaka aminy. Aoka tsy hikiry amin’ny zavatra ratsy ianao, fa azon’ny mpanjaka atao avokoa izay sitrany.
Malagasy Bible 1865
Aza malaky miala eo anatrehany; aza mikikitra amin'ny fanaovan-dratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza malaky manalavitra azy; aza mikikitra amin’ny raharaha ratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa;
malagasy
Aza malaky miala eo anatrehany; aza mikikitra amin'ny fanaovan-dratsy; fa na inona na inona sitrany dia azony atao avokoa;