Ecclesiastes 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny tenin’ny mpanjaka dia tenim-pahefana; koa iza no mahazo miteny aminy hoe: Inona no ataonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manan-kery tsy toha ny tenin’ny mpanjaka, ka iza no hanao aminy hoe: Inona ity ataonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy refesi-mandidy ny teniny ary tsy misy olona afaka manontany azy ny anton’ny zavatra ataony.
Malagasy Bible 1865
fa ny tenin'ny mpanjaka dia misy hery, ka iza no mahazo manao aminy hoe: Inona no ataonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny tenin’ny mpanjaka dia tenim-pahefana; koa iza no mahazo miteny aminy hoe: Inona no ataonao?
malagasy
fa ny tenin'ny mpanjaka dia misy hery, ka iza no mahazo manao aminy hoe: Inona no ataonao?