Ecclesiastes 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay mitandrina ny didy tsy mba hahita loza; ary ny saina hendry dia mahalala ny fotoana sy ny fitsarana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay mitandrina ny didy, tsy iharan-doza na inona na inona; ary ny fon’ny hendry hahalala ny fotoana sy ny fitsarana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay mitandrina ny didin’ny mpanjaka tsy idiran-doza na inona na inona. Nefa fantatry ny hendry fa hisy fotoam-pitsarana.
Malagasy Bible 1865
Izay mitandrina ny didy tsy mba mikambana amin'ny fanaovan-dratsy; ary ny fon'ny hendry dia mahalala fotoana sy fitsarana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay mitandrina ny didy tsy mba hahita loza; ary ny saina hendry dia mahalala ny fotoana sy ny fitsarana;
malagasy
Izay mitandrina ny didy tsy mba mikambana amin'ny fanaovan-dratsy; ary ny fon'ny hendry dia mahalala fotoana sy fitsarana;[Heb. mahalala]