Ecclesiastes 8:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa samy manana ny fotoanany sy ny fitsarana azy ny zava-mitranga rehetra, satria ny ratsy nataon’ny olona dia mitambesatra aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa samy misy fotoana amam-pitsarana ho azy avy ny zavatra rehetra, fa lehibe ny loza hanjò ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ny asa rehetra dia hisy fotoam-pitsarana azy, satria lehibe ny faharatsian’ny olona.
Malagasy Bible 1865
fa samy manana ny fotoany sy ny fitsarana azy avy ny hevitra rehetra, satria efa be ny heloky ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa samy manana ny fotoanany sy ny fitsarana azy ny zava-mitranga rehetra, satria ny ratsy nataon’ny olona dia mitambesatra aminy.
malagasy
fa samy manana ny fotoany sy ny fitsarana azy avy ny hevitra rehetra, satria efa be ny heloky ny olona.[Na: fahorian']