Ecclesiastes 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy mahafantatra izay ho avy izy, sady iza no hampahafantatra azy izay hiavian’izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mahalala izay ho avy izy; ary iza no hilaza aminy, na hanao ahoana na hanao ahoana no hiavian’izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy fantany akory izay zavatra ho avy. Iza no hampahafantatra azy ny ho fitrangan’izany?
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mahafantatra izay ho avy izy; fa iza no hampahafantatra azy izay hihaviany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy mahafantatra izay ho avy izy, sady iza no hampahafantatra azy izay hiavian’izany?
malagasy
Fa tsy mahafantatra izay ho avy izy; fa iza no hampahafantatra azy izay hihaviany?