Ecclesiastes 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany rehetra izany dia efa hitako avokoa tamin’ny nampiasako ny saiko nandinika ny asa rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro. Misy andro anamparan’ny olona fahefana amin’ny namany ka ampidirany loza aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita izany rehetra izany aho; fa nentiko mandinika ny zavatra rehetra atao atỳ ambany masoandro, ny saiko, amin’ny andro anapahan’olona iray, ny olon-kafa, ka ampidirany loza aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa voajeriko tsara avokoa izay rehetra miseho eto ambonin’ny tany; misy fotoana izay anjakazakan’ny olona amin’ny namany, ka ampahorìny azy.
Malagasy Bible 1865
Izany rehetra izany dia efa hitako avokoa tamin'ny nampiasako ny foko nandinika ny asa rehetra atao atỳ ambanin'ny masoandro. Misy andro anapahan'ny olona ny namany ka ampidirany loza aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Izany rehetra izany dia efa hitako avokoa tamin'ny nampiasako ny foko nandinika ny asa rehetra atao atỳ ambanin'ny masoandro. Misy andro anapahan'ny olona ny namany ka ampidirany loza aminy.