Ecclesiastes 9:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao koa no fahendrena efa hitako tetỳ ambanin’ny masoandro ary hitako ho zava-dehibe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao koa no fahendrena hitako tatỳ ambany masoandro, ka nataoko ho lehibe izy io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao koa no oha-pahendrena hitako teto ambonin’ny tany; ary zava-dehibe amiko izany.
Malagasy Bible 1865
Izao koa no fahendrena efa hitako tatỳ ambanin'ny masoandro, ka dia nataoko ho lehibe izany:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao koa no fahendrena efa hitako tetỳ ambanin’ny masoandro ary hitako ho zava-dehibe:
malagasy
Izao koa no fahendrena efa hitako tatỳ ambanin'ny masoandro, ka dia nataoko ho lehibe izany: