Ecclesiastes 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy vohitra kely sady vitsy olona, dia avy ny mpanjaka lehibe iray ka namely sy nanao fahirano azy ary nanao manda lehibe hamelezany azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy tanàna kely anankiray vitsy mponina ao anatiny; nalehan’ny mpanjaka mahery, nataony fahirano, sy nananganany tilikambo avo hamelezana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy tanàna kely iray sady vitsy mponina. Tonga nanafika azy io ny mpanjaka lehibe iray ka nanao fahirano sady namboatra tovon-tany goavana hamelezana azy.
Malagasy Bible 1865
Nisy vohitra kely sady vitsy olona, dia avy ny mpanjaka lehibe anankiray ka namely sy nanao fahirano azy ary nanao manda lehibe hamelezany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy vohitra kely sady vitsy olona, dia avy ny mpanjaka lehibe iray ka namely sy nanao fahirano azy ary nanao manda lehibe hamelezany azy.
malagasy
Nisy vohitra kely sady vitsy olona, dia avy ny mpanjaka lehibe anankiray ka namely sy nanao fahirano azy ary nanao manda lehibe hamelezany azy.