Ecclesiastes 9:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hoy aho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren’ny mahantra ary ny teniny dia tsy mba henoina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy aho: Aleo fahendrena toy izay hery; nefa hamavoin’ny olona ny fahendren’ny mahantra, ary tsy henoina akory ny teniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy aho hoe: Tsara kokoa ny fahendrena noho ny hery. Kanefa dia atao tsinontsinona ny fahendren’ity olo-mahantra, ary tsy mba henoina akory ny teniny.
Malagasy Bible 1865
Koa hoy izaho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren'ny malahelo, ary ny teniny tsy mba henoina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hoy aho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren’ny mahantra ary ny teniny dia tsy mba henoina.
malagasy
Koa hoy izaho: Aleo fahendrena toy izay hery; kanjo hamavoina ny fahendren'ny malahelo, ary ny teniny tsy mba henoina.