Ecclesiastes 9:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana; ary ny mpanota iray dia mahasimba ny soa marobe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aleo fahendrena, toy izay fitaovana enti-miady; nefa mpanota iray monja dia mandrava soa betsaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandaitra kokoa noho ny fitaovam-piadiana ny fahendrena, saingy ny olona iray mitavozavoza no mahasimba ny soa be avy aminy.
Malagasy Bible 1865
Aleo fahendrena toy izay fiadiana; ary ny mpanota iray mahasimba ny soa be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aleo fahendrena toy izay fitaovam-piadiana; ary ny mpanota iray dia mahasimba ny soa marobe.
malagasy
Aleo fahendrena toy izay fiadiana; ary ny mpanota iray mahasimba ny soa be.