Ecclesiastes 9:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ho an’izay voaisa ho naman’ny velona kosa dia mbola misy antenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha anisan’ny velona, dia mbola misy fanantenana, aleo amboa velona, toy izay liona maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay anisan’ny velona ihany no mahazo antoka fa aleo alika velona toy izay liona maty.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ho an’izay voaisa ho naman’ny velona kosa dia mbola misy antenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.
malagasy
Fa izay rehetra isan'ny velona dia mbola hantenaina; fa ny amboa velona no tsara noho ny liona maty.[Na: Fa iza no ho afaka? Ny amin'ny velona rehetra dia mbola misy hantenaina]