Ecclesiastes 9:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatry ny velona mantsy fa ho faty izy, fa ny maty kosa dia tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy misy valim-pitia ho azy intsony satria hadino ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny velona mahalala fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona, ary tsy manan-tamby intsony izy fa hadino ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny velona manko mba mahalala fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy misy valisoa intsony ho azy satria efa nohadinoina ireo.
Malagasy Bible 1865
Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatry ny velona mantsy fa ho faty izy, fa ny maty kosa dia tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy misy valim-pitia ho azy intsony satria hadino ny fahatsiarovana azy.
malagasy
Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy.