Ecclesiastes 9:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay izy amin’izay atao etỳ ambanin’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Levona sahady ny fitiavany, sy ny fankahalany amam-pialonany; ary tsy hanana anjara akory na oviana na oviana izy amin’izay atao atỳ ambany masoandro intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka na ny fitiavany na ny fankahalany na ny fialonany dia samy efa levona hatry ny ela; ka tsy manana anjara intsony amin’izay zavatra atao etỳ ambonin’ny tany izy.
Malagasy Bible 1865
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao atỳ ambanin'ny masoandro izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay izy amin’izay atao etỳ ambanin’ny masoandro.
malagasy
Na ny fitiavany, na ny fankahalany, na ny fialonany, dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao atỳ ambanin'ny masoandro izy.